facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Avia mifitsaka eo An-tsandriko

2A_08: Ry perla kelin’ny foko, avia mifitsaka eo An-tsandriko, ianao izay nandrasako efa ela izay. Faly tokoa Aho mahita anao manaiky ny fahakelezanao, ny faharefonao, ny fahalemenao, ny fahaosanao sy ny tsy fahavitanao na inona na inona ! Amin’ny alalan’izany ihany no afahako mamihina ny fonao eo amin’ny Foko sy afahako mandrotsaka ny Fiitiavana-Afo betsaka ao anatin’ny fonao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

10 March 2023
2A_08: Ry perla kelin’ny foko, avia mifitsaka eo An-tsandriko, ianao izay nandrasako efa ela izay. Faly tokoa Aho mahita anao manaiky ny fahakelezanao, ny faharefonao, ny fahalemenao, ny fahaosanao sy ny tsy fahavitanao na inona na inona ! Amin’ny alalan’izany ihany no afahako mamihina ny fonao eo amin’ny Foko sy afahako mandrotsaka ny Fiitiavana-Afo betsaka ao anatin’ny fonao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3