facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Toerana hafa afatsy ao anatinao

2A_09: Ry perla kelin’ny Foko, ny valiteny izay tadiavinao, dia tsy ho hitanao amin’ny toerana hafa afatsy ao anatinao, amin’ny alalan’ireo fotoana maharitra iarahanao lalina Amiko. Tsy ny ataonao no hamalianao ny antsoko fa ny iainanao. Ny tenanao, izay namboarina tamin’ny Fitiavana mba ho tonga « Fitiavana », dia tsy ho tonga amin’ny tanjona farany raha tsy amin’ny alalan’ny Fitiavana.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

9 May 2022
2A_09: Ry perla kelin’ny Foko, ny valiteny izay tadiavinao, dia tsy ho hitanao amin’ny toerana hafa afatsy ao anatinao, amin’ny alalan’ireo fotoana maharitra iarahanao lalina Amiko. Tsy ny ataonao no hamalianao ny antsoko fa ny iainanao. Ny tenanao, izay namboarina tamin’ny Fitiavana mba ho tonga « Fitiavana », dia tsy ho tonga amin’ny tanjona farany raha tsy amin’ny alalan’ny Fitiavana.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3