2A_12: Ry bitikako, aoka hiaino Ahy bebe kokoa ianao ; ho tsapanao fa eo akaikinao bebe kokoa aho. Tiako ho Ahy tanteraka ianao. Ny tena manadanja indrindra dia ny fanaikenao hovana, ary ny hanomezanao Ahy tsy tapaka ny fanaikenao, ary ny fihaikenao mandrakariva fa kely ianao sy tiako.
Aoka hiaino Ahy bebe kokoa ianao

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email