2A_18: Ry bitikako, raha mba fantatrao manko izay miseho ao anatinao rehefa mipetraka eo anatrehako ianao, ka midina ao anatinao lalina ianao! Raha mba fantatrao manko izay asako ao anatinao, sy ny fomba ampiasako anao hikasika fo maro ao anatin’ny tontolo tsy hita maso… dia ho hitanao fa ireny fotoana hafa kely ireny dia harena sarobidy tokoa!
Rehefa mipetraka eo anatrehako

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email