2B_32: Ry Bitikako, ao anatin’ny hevim-pitiavany, dia navelan’ny Ray ho eo aminareo Aho amin’ny fisian’ny vatako ao amin’ny Eokaristia. Noho izany, ny fanokananao fotoana, fotoana betsaka eo anatrehan’ny Fisian’ny vatako Masina, na dia tsy miteny na indraimbava aza, no hampiova anao.
Ny hevim-pitiavany

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email