facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Aza mandany andro intsony

3A_11: Ry zanaka malàlan’ny Ray, avia miantoraka ety an-Tsandriko. Aza mandany andro intsony mibanjina na ny lasanao na ny tenanao. Atodiho aty Amiko izay Andriamanitrao ny fijerinao. Banjino ny Fitiavako, banjino ny Famindrampoko. Tsy ho mendrika an’ireo mandrakizay ianao, tsy ho mendrika ireny fahasoavana ireny ianao ; fa raiso ireny ao anatin’ny fonao, satria izany no sitrapon’ny Ray.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

21 March 2022
3A_11: Ry zanaka malàlan’ny Ray, avia miantoraka ety an-Tsandriko. Aza mandany andro intsony mibanjina na ny lasanao na ny tenanao. Atodiho aty Amiko izay Andriamanitrao ny fijerinao. Banjino ny Fitiavako, banjino ny Famindrampoko. Tsy ho mendrika an’ireo mandrakizay ianao, tsy ho mendrika ireny fahasoavana ireny ianao ; fa raiso ireny ao anatin’ny fonao, satria izany no sitrapon’ny Ray.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3