3A_13: Ry raozy kely malalako, raha vao mahatsapa fahoriana ianao dia tonga dia atolory Ahy ; ho hitanao fa maivana ny jiogako. Aza matahotra. Miaraka aminao mandrakariva Aho. Nahita sitraka teo imasoko ianao. Mandrotsaka onjam-pitiavana aminao sy ao anatinao Aho, raha vao raisinao ny Fitiavana. Avy amin’izany no hatonga anao ho « Fitiavana ». Tena tiako ianao.
Raha vao mahatsapa fahoriana ianao dia tonga dia atolory Ahy

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email