facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Manontany tena ianao matetika

3A_15: Ry Bitikako, manontany tena ianao matetika mba halala hoe ahoana ny hanantanterahana ny Sitrapon’ny Ray ary ny ahoana ny hafantarana azy. Amin’io fanontaniana io, dia tsy misy afatsy valiny tokana : ho tonga mifandray am-pitiavana aminy. Ny fanokananao fotoana ary fotoana betsaka amin’ny fifandraisam-pitiavana lalina Aminy no hatonga anao ho mpifandray am-pitiavana lalina.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

16 April 2023
3A_15: Ry Bitikako, manontany tena ianao matetika mba halala hoe ahoana ny hanantanterahana ny Sitrapon’ny Ray ary ny ahoana ny hafantarana azy. Amin’io fanontaniana io, dia tsy misy afatsy valiny tokana : ho tonga mifandray am-pitiavana aminy. Ny fanokananao fotoana ary fotoana betsaka amin’ny fifandraisam-pitiavana lalina Aminy no hatonga anao ho mpifandray am-pitiavana lalina.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3