facebook live
Tous les Mardi, jeudis
et vendredis à 12 : 30 HAE.
Votre dose d'amour
quotidienne!

Manao ahoana no tokony ho fitondran-tenanao manoloana ny fijaliana

3B_01: Anaka, raha te halala hoe manao ahoana no tokony ho fitondran-tenanao manoloana ny fijaliana, dia banjino ny fitondran-tenako: moa ve nihemotra Aho? Moa ve niezaka nampihena azy Aho ? na niezaka nanova ny fihetsiky ny hafa ? noraisiko ny fijaliana dia niainako tanteraka, mba ahafako manantanteraka antsakany sy andavany ny iraka nankinina Tamiko irery. Amin’izany ohatra izany no tokony alainao tahaka mba iainanao tsara ny irakao. Manaike ho tantànana amin’ny fidirana ao anatin’izany tontolo vaovao izany. Tiako ianao.

Share on print
Share on facebook
Share on twitter
Share on pinterest
Share on whatsapp
Share on email
×

Cart

FCDJ Pensées du jour

Pensée du jour

13 November 2022
3B_01: Anaka, raha te halala hoe manao ahoana no tokony ho fitondran-tenanao manoloana ny fijaliana, dia banjino ny fitondran-tenako: moa ve nihemotra Aho? Moa ve niezaka nampihena azy Aho ? na niezaka nanova ny fihetsiky ny hafa ? noraisiko ny fijaliana dia niainako tanteraka, mba ahafako manantanteraka antsakany sy andavany ny iraka nankinina Tamiko irery. Amin’izany ohatra izany no tokony alainao tahaka mba iainanao tsara ny irakao. Manaike ho tantànana amin’ny fidirana ao anatin’izany tontolo vaovao izany. Tiako ianao.
bitmap 2

Une expérience utilisateur améliorée

Téléchargez notre application maintenant

bitmap 3
mobile bitmap 3